-x-antambahoaka_rev_text_reg/17/12.txt

1 line
411 B
Plaintext

Ny tandroka folo zay hitanao de mpanjaka folo zay mbola tsy nandray fanjakana, fa hahazo fahefana kara ny mpanjaka miaraka amin'ilay bibi-dia- mandritran'ny adiny raika iary zareo. Feresan-tsaigna zany, sady iary zareo de hagnome ny hery mban'ny fahefan'iary zareo ny bibi-dia. Hanangagn'ady manohitra ny Zanak'ondry iary zareo. Fa ny Zanak'ondry no handresy an'iary zareo satria Izy no Tompon'ny tompo, sady Mm