-x-antambahoaka_rev_text_reg/06/09.txt

1 line
261 B
Plaintext

\v 9 \v 10 \v 11 Ndreka namoha ny tombo-kase fahadimy ny Zanak'Ondry, de hitako tambany alitara ny fagnahin'iregny zay nivonina nony tenin'Andriamanitra sy ny fijorona vavolombelona zay notànan'iary zareo. Nihoaika tamin'ny feo mafy iary zareo hoe: " mba ovena