-x-antambahoaka_rev_text_reg/16/17.txt

1 line
177 B
Plaintext

aveo ny anjely fahafito nandraka ny tamin'ny kopiny tamin'ny rivotra. de nisy feo mafy nivôka avy tam-piangonana sady avy tamin'ny seza fiandrianana, magnano hoe: "'Vita zany!"