-x-antambahoaka_rev_text_reg/21/14.txt

1 line
298 B
Plaintext

\v 14 Nanagna fototra roy ambin'ny folo ny rindrignin'ny tanàna, ka tamin'io no nisy ny anarana apostolin'ny Zanak'ondry roy ambin'ny folo.\v 15 Ny raika zay nikoragna tamiko de nanagna fandresena volotara vita tamin'ny volamena mba handrefesana ny tanàna, de ny vavahadiny, ambin'ny rindrignany