-x-antambahoaka_rev_text_reg/13/11.txt

1 line
373 B
Plaintext

De nahita bibi-dia hafa koa aho niakatra avy tambanin'ny tany. Izany de nanagna tandroka roy kara zanak'ondry, sady nizaka kara dragnona. Nampihariny aby ny fahefana marobe nanagnan'ny bibi-dia vôlohany teo agnatrehany, ka ny tany mban'ny zegny mipera aminazy de asainy miankohoka amin'ny bibi-dia vôlohany- de i raika nahafaka seky maty tamin'ny ratra nahazo anazy igny.