-x-antambahoaka_rev_text_reg/01/17.txt

1 line
330 B
Plaintext

\v 17 Ndreka nahita an'Azy zaho, de lavo tamin'ny tongotrany kara olona maty. Nikasika anaha tamin'ny tàgnany ankavanana Izy ka nagnano hoe: "Aza matahotra. Zaho no vôlohany sady farany, \v 18 de i raika zay velona. Efa maty zaho, fa, velona ndreka mandrakizay! Ka Zaho managna ny laklen'ny fahafatesana sy ny Fiaignanan-kôtra.