-x-antambahoaka_rev_text_reg/01/09.txt

1 line
236 B
Plaintext

Zaho, Jaona rahalahinareo sy raika zay nizara taminareo tagnatin'ny fijalena sy fanjakana sady faharetana ao amin'i Jesôsy Kristy de tagny amin'ny nosy atao hoe Patmô nony tenin' Andriamanitra sy ny fijoroana vavolombelona ny mikasika