\v 1 \v 2 De nahita bibi-dia aho niakatra avy tamin'ny ranomasina. Nanagna tandroka folo sy loha fito. Ka tamin'ny tandrokany de nisy diadema folo, sady nisy agnarana fizakana ratsy aby. Ny bibi-dia itako de karan'ny amboadia