-x-antambahoaka_rev_text_reg/14/01.txt

1 line
197 B
Plaintext

Nizaha zaho ka nahita ny Zanak'ondry nitsangana tamin'ny tendrombohitra Ziona. Niaraka tamin'Azy 144.000 zay nanagna ny agnarany sy ny agnaran'ny Iabany voasoratra eo amin'ny handrignan'iary zareo.