1 line
358 B
Plaintext
1 line
358 B
Plaintext
\v 1 Ndreka namoha ny raika tamin'iregny tombokase fito ny Zanak'Ondry de nijery zaho, ka naregny ny raika tamin'iregny raha managn'aigna efatra tamin'ny feo hôtran'ny kotroka nizaka hoe: "Malaky! \v 2 Nijery zaho de nisy sôvaly fotsy teo. Ny mpideban'zany de nitagna tsipika, ka namena satro-boninahitra izy. Nivôka hôtran'ny mpandresy izy mba handresy. |