|
\v 5 \v 6 Ndreka nanokatra ny tombo-kase fhatelo ny Zanak'Ondry, de naregny raha-managn'aigna fahatelo zaho ny zaka hoe: "Avia!" Nahita sôvaly mitina zaho, ny mpideban'zany de nitàgna fandànjana tegny an-tagnany. Naregny kara ny feo tamin'ny raha managn'aigna |