-x-antambahoaka_rev_text_reg/18/09.txt

1 line
267 B
Plaintext

Ny mpanjakan'ny tany zegny nijangajanga sady nandeha tsy amperitreretana niaraka tamin'azy de hitomagny sady henkohoka agnatrehany ndreka hahita ny setrokan'ny fagnasazena an'iary zareo. Hitsangana lavitra iary zareo, hatahotra ny fijaleny, hizaka hoe: "Loza, loza ho