-x-antambahoaka_rev_text_reg/21/03.txt

1 line
288 B
Plaintext

Haregny feo mafy avy tangy amin'ny seza fiandrianana zaho mizaka hoe: "Io! Eo amin'ny olona ny toeran'ny taberna bitaka an'Andriamanitra, de hiaigna miaraka amin'iary zareo izy. Ho olona an'iary zareo, ka Andriamanitra tegnany no hiaraka amin'iary zareo de Izy ho Andriamanitr'iary zareo.