1 line
343 B
Plaintext
1 line
343 B
Plaintext
\v 21 Ny vavahady roy ambin'ny folo de vato soa roy ambin'ny folo; ny tsirairaika tamin'iregny vavahady de vita tamin'ny vato soa raika. Ny làlam-be tan-tanàna de volamena tsisy fagnarony, ôtrany fitaratra magnarahara.\v 22 Tsy nahita fiangonana tamin'ny tanàna zaho, satria Tompo Andriamanitra Tsitoha mbaminy Zanak'ondry no fiangonany. |