-x-antambahoaka_rev_text_reg/03/21.txt

1 line
251 B
Plaintext

Ndregny raika mandresy, de homena anazy ny zo hipetraka miaraka aminaha eo amin'ny seza fiandrianako, karan'ny nandreseko koa sy nipetrahako tamin'ny Abako tamin'ny seza fiandrianana. Ndregny manan-tadigny hitenona de aoka mba ny raha zakain'ny Fanahy