-x-antambahoaka_rev_text_reg/14/03.txt

1 line
219 B
Plaintext

Nihira hira vaovao talohan'ny seza fiandrianana sy talohan'iregny raha managn'aigna efatra sy iregny loholona iary zareo. Tsy nisy niza niza afaka nianatra ny hira afa-tsy iregny 144.000 zay nifidianina teto an-tany my