-x-antambahoaka_rev_text_reg/18/09.txt

1 line
371 B
Plaintext

\v 9 \v 10 Ny mpanjakan'ny tany zegny nijangajanga sady nandeha tsy amperitreretana niaraka tamin'azy de hitomagny sady henkohoka agnatrehany ndreka hahita ny setrokan'ny fagnasazena an'iary zareo. Hitsangana lavitra iary zareo, hatahotra ny fijaleny, hizaka hoe: "Loza, loza ho an'ny tanàna lehibe, Babylona, ny tanàna mahery, fa amin'ny ora iray de avy ny sazinareo."