-x-antambahoaka_rev_text_reg/09/20.txt

1 line
370 B
Plaintext

\v 20 Ny olombelona sisa, zegny tsy matin'io loza io, de tsy nivalo tamin'ny asa vitan'iary zareo, na nijanogna nanompo ny demony mban'ny sampy volamena, volafotsy, varaigna, vato, de kakazo - ny raha tsy ita maso, regny, na mandeha. \v 21 Iary zareo de tsy mbola nivalo tamin'ny famonoan'olona, ny famosavena, ny fijangajangana mban'ny fangalarana namboarin'iary zareo.