-x-antambahoaka_rev_text_reg/09/16.txt

1 line
385 B
Plaintext

\v 16 Ny isan'ny miaramila nideaba sôvaly de 200,000,000. Naregny an'io isa io aho. \v 17 Karan'izany no fomba naitako ny sôvaly tamin'ny fahitako mban'ny zegny nideba tamin'iary zareo teo. Ny ferovan-tratran'iary zareo de menabe, manga antitra de solifara mavo. Nitovy tamin'ny lohan'ny liogna ny lohan'ny sôvaly,ka ny nivôka avy tam-bavan'iary zareo de afo, vovoka de solifara.