-x-antambahoaka_rev_text_reg/09/10.txt

1 line
398 B
Plaintext

\v 10 Nanagna rambo magnekitra kara hala io iary zareo; amin'ny rambon'iary zareo no misy ny hery handratra ny olona mandritra ny dimy volana. \v 11 Nanagna mpanjaka iary zareo de ny anjelin'ny lavaka tsy hita popoka. Ny agnarany tamin'ny fizakana Hebreo de Abadona, de ny agnarany amin'ny fizakana grika de i Apoliona. \v 12 Dila ny loza voalohany. Ka! afaran'izao de mbola hisy loza roy ho tonga.