-x-antambahoaka_rev_text_reg/09/07.txt

1 line
456 B
Plaintext

\v 7 Kara ny sôvaly nomagnina tamin'ny ady ny valala. Tamin'ny lohan'iary zareo de nisy raha kara satro-boninahitra volamena, ka ny tarehin'iary zareo de kara tarehin'olombelona. \v 8 Nanagna randragna kara randram-biavy iary zareo, sady kara nifin'ny liogna ny nifin'iary zareo. \v 9 Nanagna ferovan-tratra kara fervan-tratra vy iary zareo, ka ny feon'ny elatran'iary zareo de kara ny feon'ny kalesy mban'ny sôvaly maro mihazakazaka ho agny amin'ny ady.