-x-antambahoaka_rev_text_reg/03/03.txt

1 line
376 B
Plaintext

\v 3 Noho izany, de tadidio tsara zegny niresinareo sy zegny regninareo. Ekeo aby , de mivaloza. Fa ndreka tsy miambogna anareo, de ho tonga tampoka kara mpangalatra Aho, sady tsy fantanareo ny lera hahatongavako aminareo.\v 4 Fa misy agnaran'olona vitsivitsy agny Sardisy zay tsy nandoto ny akanjony. Handeha hiaraka aminaha magnatao lamba fotsy iary zareo, satria mendrika.