-x-antambahoaka_rev_text_reg/03/01.txt

1 line
349 B
Plaintext

\v 1 Soraty ho an'ny anjelin'ny fiangonana agny Sardisy hoe : Karan'izao raha nizakain'ny managna ny Fanahy fiton'Andriamanitra mban'ny kintagna fito. "Fantako raha nataonao, malaza ho velogna anao, nefa anao de maty." \v 2 Mifohaza de amboary tsara zegny sisa tavela, fa efa ho faty, satria tsy hitako tanteraka eo anatrehan'Andriamanitra ny asanao