-x-antambahoaka_rev_text_reg/13/15.txt

1 line
230 B
Plaintext

De navela asena aigna ny sarin'ny bibi-dia mba ahafahan'ny sary mizaka ka zegny tsy magneky miankohoka amin'ny bibi-dia de nivonina. Sady niforisen'i koa, na madinika, na lehibe, na manankarena na mahantra, na andevo na tsy andevo