-x-antambahoaka_rev_text_reg/06/12.txt

1 line
468 B
Plaintext

\v 12 Ndreka namoha ny tombo-kase fahenina ny Zanak'Ondry, de nijery zaho ka nisy horohoron-tany lebe. Lasa mintina hôtrany ny lamba fisônana ny masoandro, ka ny volana feno manana de hôtrany rà.\v 13 Ny kitana tegny amin'ny lanitra de latsaka tamin'ny tany, hôtra ny aviavy mandraraka ny voany manta ndreka tsofiny rivotra mafy.\v 14 Ny lanitra de nanjavona hôtra ny horognan-tarasy zay naorongorogna. Ny vohitra sy ny nosy marobe de nalaina tamin'ny toerany.