-x-antambahoaka_rev_text_reg/04/01.txt

1 line
303 B
Plaintext

Tafaran'zany raha zany de nijery zaho, ary nahita varagnaragna raika nisokatra tegny amin'ny lagnitra. Ny feo voalohany zay regniko de nikorana taminaha kara ny trompetra, nagnano hoe: "Miakara ety, de ho atoroko anao zay tsy metsy ho avy afaran'iregny raha iregny." NIsy fotôna zaho voatariky ny Fanah