-x-antambahoaka_rev_text_reg/16/08.txt

1 line
275 B
Plaintext

Ny anjely faefatra nandraka ny tamin'ny kopiny tamin'ny masoandro,de afaka nagnoro ny olona tamin'ny afo zany. May ny hafanana be iary zareo, ka nizaka ratsy ny anaran'Andriamanitra, zay managna ny fahefana amin'io loza io. Tsy nivalo iary zareo na nagnome voninahitra an'Azy