-x-antambahoaka_rev_text_reg/10/01.txt

1 line
320 B
Plaintext

\v 1 \v 2 Aveo zaho de nahita anjely matanjaka hafa avy tagny andanitra. Tagnaty rahona izy, sady nisy havana tambonin'ny lohany. Ny tarehiny de kara môsoandro de ny tongotrany de kara andry afo. Mitana horagnan-taratasy bitaka mivelatra tan-tagnany izy, de mametraka ny tongotrany havanana amin'ny ranomasina amban'ny