-x-antambahoaka_rev_text_reg/11/08.txt

1 line
271 B
Plaintext

Hivalapatra egny andalagnan'ny tanàn-dehibe ny fatin'iary zareo (zay antsovana my koa hoe Sodoma de Egypta) zay namantsihana ny Tompon'iary zareo. Hijery ny fatin'iary zareo mandritra ny telo andro sy tapany ny olona, ny foko, fizaka, mban'ny firenena marobe. tsy avelan