-x-antambahoaka_rev_text_reg/05/08.txt

1 line
266 B
Plaintext

Ndreka nalain'ny Zanak'ondry ny horonan-taratasy, gny raha managn'aigna efatra mban de nampenkohoka ny tegnany takekiny teo aby iary zareo. Sady samy nanagna lokanga sy lovia volamena feno emboka mangitra aby gny tsitokatokana tamin'iary zareo, de vavakan'ny mpino.