Igny, avy rahogna Izy; de ny maso marobe ahita an'Azy, na de iregny nandefogna an'Azy aza. Ny firenena marobe ambony tany hitomagny an'Azy. Aika, Amena. "Zaho no Alfa sy Omega," zakain'ny TompoAndriamanitra