-x-antambahoaka_rev_text_reg/05/13.txt

1 line
599 B
Plaintext

De regniko aby gny raha vôforona marobe io na gny tan-danitra na tambonin'ny tany mban'ny tambanin'ny tany na tan-dranomasina sy gny raha marobe tagnatiny-nizaka hoe:" Ho an'Ilay tokana mipetraka amin'ny sezafiandrianana sy ho an'Ilay Zanak'ondry, anie ny dera, ny laza, ny voninahitra, mban'ny fahefana hibeko, mandrakizay doria." De gny raha managn'aigna efatra, nizaka hoe:"Amena!" De gny loholona niankohoka sady nivavaka.[Fagnamarihana: Ny sasagny amin'ny fandikana teny taloha de mivaky hoe:"Gny loholona roy amby efapolo de niankohoka sady nanompo an'ilay tokana velogna mandrakizay doria."]