-x-antambahoaka_rev_text_reg/21/21.txt

1 line
260 B
Plaintext

Ny vavahady roy ambin'ny folo de vato soa roy ambin'ny folo; ny tsirairaika tamin'iregny vavahady de vita tamin'ny vato soa raika. Ny làlam-be tan-tanàna de volamena tsisy fagnarony, ôtrany fitaratra magnarahara. Tsy nahita fiangonana tamin'ny tanàna zaho,