1 line
324 B
Plaintext
1 line
324 B
Plaintext
Ny raika nipetraka tambon'ny seza fiandrianana nizaka hoe: "Io! Namboariko vaovao ny raha marobe." Nizaka Izy: "Soraty zao satria ny zaka Io de mahatoky sy marina." Efa vita raha Io! Izaho no Alfa sady Omega, ny finombohana sady fiafarana. Zay tihinan-drano de ameko ho anina maimaim-pôgna avy amin'ny loharano ny fiaignana |