1 line
333 B
Plaintext
1 line
333 B
Plaintext
\v 3 Aveo izy de nihoaika tamin'ny feo mafy kara ny fieron'ny liona. Ndreka nihoaika izy, de nikotraka mafy tamin'ny feony ny kotroka fito. \v 4 Ndreka nikotroka ny kotroka fito, de tandalam-panoratana zaho, ka naregny feo avy tagny an-danitra zaho nizaka hoe: "Tano ho tsiambaratelo zay nozakain'ny kotroka fito. Aza soratana zany." |