-x-antambahoaka_rev_text_reg/21/23.txt

1 line
341 B
Plaintext

Ny tanàna de tsy nilana masoandro na volana mba hampazava amin'zany satria ny voninahitr'Andriamanitra de nanazava tamin'zany, de ny Zanak'ondry no jiron'zany. Handea amin'zany fahazavan'zany tanàna zany iregny firenena. Iregny mpanjakan'ny tany de hitondra ny hatsaran'iary zareo ho ao amin'zany. (Fagnamarihana: Ny antota taratasy taloha