1 line
391 B
Plaintext
1 line
391 B
Plaintext
\v 1 Tafaran'izany raha izany de naregny kara feona fokonolona mafy be tsy tambo isaina tagny an-danitra aho nagnano hoe: "Aleloia. Ny famonjena, ny voninahitra , sy ny hery de an'Andriamanitrantsena. \v 2 Ny fitsarany dfe marina sady mahitsy, fa nitsara ny mpivaro-tegna lehibe zay nagnaratsy ny tany tamin'ny fijangajangana Izy. Namaly faty ny ran'iary zareo mpiasany, zay nalatsagny izy". |