1 line
327 B
Plaintext
1 line
327 B
Plaintext
De regniko aby gny raha vôforona marobe io na gny tan-danitra na tambonin'ny mban'ny tambanin'ny tany na tan-dranomasina sy gny raha marobe tagnatiny-nizaka hoe:" Ho an'Ilay tokana mipetraka amin'ny sezafiandrianana sy ho an'Ilay Zanak'ondry, anie ny dera, ny laza, ny voninahitra, mban'ny fahefana hibeko, mandrakizay doria." |