-x-antambahoaka_rev_text_reg/09/20.txt

1 line
308 B
Plaintext

Ny olombelona sisa, zegny tsy matin'io loza io, de tsy nivalo tamin'ny asa vitan'iary zareo, na nijanogna nanompo ny demony mban'ny sampy volamena, volafosty, varaigna, vato, de kakazo - ny raha tsy ita maso, regny, na mandeha. Iary zareo de tsy mbola nivalo tamin'ny famonoan'olona, ny famosavena, ny fijang