-x-antambahoaka_rev_text_reg/19/01.txt

1 line
449 B
Plaintext

Tafaran'izany raha izany de naregny kara feona fokonolona mafy be tsy tambo isaina tagny an-danitra aho nagnano hoe: "Aleloia. Ny famonjena, ny voninahitra , sy ny hery de an'Andriamanitrantsena. Ny fitsarany dfe marina sady mahitsy, fa nitsara ny mpivaro-tegna lehibe zay nagnaratsy ny tany tamin'ny fijangajangana Izy. Namaly faty ny ran'iary zareo mpiasany, zay nalatsagny izy". Nizaka fagnindroiny iary zareo hoe: "Aleloia! Ny vovoka de miakatra