|
Igny, avy rahogna Izy; de ny maso marobe ahita an'Azy, na de iregny nandefogna an'Azy aza. Ny firenena marobe ambony tany hitomagny an'Azy. Aika, Amena. "Zaho no Alfa sy Omega," zakain'ny TompoAndriamanitra, "De ny niany, sy taloha , ary ny ho avy, de ny Tsitoha. |