-x-antambahoaka_rev_text_reg/13/13.txt

1 line
223 B
Plaintext

Nagnano fahagagana marobe izy. De nandatsaka afo avy tan-danitra ho amin'nytany tagnatrehan'ny olona. De nizaka tamin'iary zareo izany mba hagnano sary ho voninahitry ny bibi-dia zay vôratran'ny sabatra nefa de vologna my.