1 line
467 B
Plaintext
1 line
467 B
Plaintext
\v 11 De nahita ny lanitra nidagnadagnaaho nijery nisy sôvaly fotsy. Ny mpideba an'izany de nantsovana hoe: matoky sady marina. Amin'ny fahamarinana no hitsarany mban'ny hiadiany. \v 12 Ny masony de kara lelan'afo afo, de amin'ny lohany eo misy satro-boninahitra maro. Managna agnarana vaosoratra aminazy eo zay tsisy mafantatra afa- tsy izy my izy io. \v 13 Magnatao akanjo lava zay najoboka tamin'ny ra izy, ka ny agnarany de nantsovana hoe ny zakan'Andriamanitra. |