-x-antambahoaka_rev_text_reg/05/03.txt

1 line
301 B
Plaintext

Tsisy olona tan-danitra na teto an-tany na tambanin'ny tany ka afaka hanataka ny horonan-taratasy na hamaky anazy. Nitomagny mafibe aho satria tsy nisy olona mintsy mba hita mendrika hanokatra ny horon-taratasy na hamaky anazy. Kanefa de nizaka taminaha ny raika tamin'ny loholona hoe:" Aza mitomagny.