1 line
333 B
Plaintext
1 line
333 B
Plaintext
\v 5 \v 6 Ny raika nipetraka tambon'ny seza fiandrianana nizaka hoe: "Io! Namboariko vaovao ny raha marobe." Nizaka Izy: "Soraty zao satria ny zaka Io de mahatoky sy marina." Efa vita raha Io! Izaho no Alfa de Omega, ny fintombohana sady fiafarana. Zay tehinan-drano de ameko ho anina maimaim-pôgna avy amin'ny loharano ny fiaignana |