-x-antambahoaka_rev_text_reg/01/01.txt

1 line
229 B
Plaintext

Itiky ny fagnambarana an'i Jesôsy Kristy zay nomen'Andriamanitra an'azy hampisehoana an'iregny irakany ny amin'ny raha marobe tsy mentsy hiseho. nampafantarany zany tamin'ny alalan'ny fandefany ny anjeliny ho an'i Jaona irakany.