1 line
294 B
Plaintext
1 line
294 B
Plaintext
\v 13 Amin'ny ora zany de hisy horohorontany mafy, de hirodana ny ampahafolon'ny tanàna. Fito arivo ny olona ho fatin'ny horohorontany, de hovaka ratsy ny olona sisa tsy maty de hagnome voninahitra an'Andriamanitry ny lagnitra. \v 14 Dila ny loza faharoy. Io! Fa nalaky tonga ny loza fahatelo. |