-x-antambahoaka_rev_text_reg/12/13.txt

1 line
894 B
Plaintext
Raw Blame History

This file contains ambiguous Unicode characters

This file contains Unicode characters that might be confused with other characters. If you think that this is intentional, you can safely ignore this warning. Use the Escape button to reveal them.

\v 13 Ndreka nahalala ny dragona fa nalavo taminny tany izy, de nagnanjaka ny viavy niteraka zaza lilahy izy. \v 14 Fa ny viavy igny de nomena elatra roinny voromahery agnona be, ka de afaka nagnembogna nandeha aminny pilasy nikarakaraina ho anazy taminny tany tsisy olona tagny. Io ny pilasy hitsinjovana anazy, agnatinnytelo taona sy tapany_ mba tsy hitanny menaragna. Namoaka rano kara tegnarano taminny vavany ny menaragna igny, zay hifaoka ny viavy igny. Fa ny tany nagnampy anny viavy igny. Nivohainny tany ny vavany de natelignany ny riaka navoakanny vavanny dragona igny. De vignitra taminny viavy igny ny dragona de nenga sady niaragna ady taminny ambinny taranagny io, zay mankàto ny didinAndriamanitra sady mitagna ny fijoroana vavolombelona momba ani Kristy. Aveo de nitsangana tamboninny fasikanny ranomasina ny dragona.