-x-antambahoaka_rev_text_reg/17/03.txt

1 line
372 B
Plaintext

Avy eo ny anjely nitondra anaha tamin'ny Fagnahy tany amin'ny karakaraina, de nahita viavy nipetraka tambony bibi-dia de managna loha fito mban'ny tandroka folo. Ny viavy de nekanjo voloparasy de mena sady vôravaka volamena, vato sarobidy, sady vato soa. Izy de nitàna tamin'ny tagnany kapoaka volamena feno ny raha mampadikidiky mban'ny tsy fahadiovan'ny fijangajangany