-x-antambahoaka_rev_text_reg/14/14.txt

1 line
351 B
Plaintext

Nizaha zaho, ary nisy rahogna fotsy. Nipetraka tamin'ny rahogna ny raika kara ny zanak'olona. Nanagna satro-boninahitra volamena tamin'ny lohany sy antsy maragnitra egny an-tàgnany izy. De nisy anjely hafa nivôka ny fiangonana sady nagnatso tamin'ny feo mafy an'ny mipetraka eo amin'ny rahogna nagnano hoe: "Raiso ny antsinao ka manomboa mambely. Fa